EN LIGNE | ONLINE
Samedi
16/10/2026 @ 5H06
Autre catégorie
Adulte : 20€ | Moins de 12 ans : 10€
1473 Rue de Las Sorbes Montpellier 34000 France
Ampifaliana lehibe no izarànay aminareo fa hisy hetsika « Mangataka rano Tour » @ volana Septambra 2025 ho avy izao miaraka @ Rija RASOLONDRAIBE sy ny Ekipa eto Frantsa. Hiaraka hidera an’Andriamanitra isika, koa fandriho dieny izao ny toeranao. (...)
Église Saint-Paul, Place Mimi Azais, Les Hauts de Massane, Mosson, France métropolitaine La Paillade Montpellier 34080 France
LAMESA tarihin’ny pretra Malagasy, isaky ny alahady faharoa sy fahaefatra ary fahadimin’ny volana. | 15H30 – 18H | Fampianarana an’ny ankizy isaky ny Alahady faha 4 alohan’ny Lamesa. (...)


